Entry (1/2) | 1 amboa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 alika [Taisaka]
[1.78] 4 Biby mampinono, homan-kena, mizara ho karazana telo: mpiandry tanàna, mpihaza, mpanjohy ny olombelona. Mety ho velona hatramin' ny roapolo taona ny amboa; ny filaza ny feony dia ireto avy: mivovò, minaonaona, mitomany valala. Ny amboa dia lazaina koa hoe alika, izay fampiasan' ny olona matetitetika kokoa ankehitriny, nefa ny amboa no tena malagasy hiringiriny, ka ny ahatsapana izany dia ny habetsahan' ny ohabolana misy ny teny hoe amboa, izay bebe kokoa noho ny izay ahitana ny teny hoe alika [1.1] |
Explanations in English |
5 a dog. [Swa. mboa, a dog.] [1.2] 6 a dog (a Bantu word) [1.7] |
Explanations in French |
7 chien [1.54, 1.13] 8 chien (mot bantou) [1.8] |
Examples |
9 Tsy maniry lambo an'ala fa manana amboa mahay mihaza tsy maniry vorona an-danitra fa tsara basy an-tanana [2.131] 10 Sady matahotra ahy daholo koa ireo amboa maty ireo, ka raha vao tandindomiko fotsiny ireo dia mangovitra. [2.472] |
Derivatives |
|
All compound words | 18 59 combinations of this word |
Vocabulary | 19 Zoology: mammals |
Analogs | 20 katritra, batritra, tsaikan' olona, fakon' olona, karin' olona, alika, fandroaka |
Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
Article | 22 Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 23 amboa |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 Se disait de gens éhontés [2.415] |
Derivatives |
|
All compound words | 27 2 combinations of this word |
Anagrams | 28 ambao, 29 amboa, 30 aomba, 31 Moaba |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |