|
|
|
|

Teny iditra1  amboafitritra
Singan-teny  2 amboa, 3 fitritra
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 olona jefijefy, mitritratritra fiaina [1.10]
6 olona tsy manjary, tsy vanona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 Used of a person who behaves like a dog. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 polisson, gamin, canaille [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12