|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amboafotsikely |
| Singan-teny | 2 amboa, 3 fotsy, 4 kely |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Karazan-javamaniry izay mihorongorona raha vao voakasika
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 (de amboa = le chien, fotsy = blanc et kely = petit ; "le petit chien blanc" ; évoque un petit animal craintif et frémissant). Nom de la "sensitive", Mimosa pudica L. (Mimosaceae), qui replie ses folioles dès qu'on la touche.
[Sihanaka]
[1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: ahitra |
| Mpanahaka | 9 amboafotsitenda, 10 kelimanjakalanitra, 11 mihoronkorona, 12 modimodia |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|