|
|
|
|

Entry1  amboakelintenda
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  amboa, kely, tenda
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazana kambo lavalava toa mihantona amin' ny faran' ny lanilany ampovoany ka manampina ny lavaka mankany amin' ny orona rehefa mitelin-javatra
Explanations in English  5  [1.2] [tenda, the throat.] The tonsil.
Vocabulary  6  Biology
7  Health

Updated on 2025/07/29