|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amboalambokely |
| Singan-teny | 2 amboa, 3 lambo, 4 kely |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Bibikely fahita eny ambony vato na anaty voankazo, misy motiny roa mifaingoka toa tandra kely eo anilan' ny kibony (halavany: 3 sm.)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 [kely, little.] A species of earwig.
[1.2] |
| Voambolana | 8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|