|
|
|
|

Entry1  amboarina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  voatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony
Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny
Explanations in English  11  [1.7] to be prepared; to be arranged; to be repaired
Explanations in French  12  [1.8] qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare
Examples  13  [1.519#] Raha ny fampiasana azy amin' ny andavanandro no jerena dia mitovy hevitra amin' ny hoe amboarina izy io.
14  [1.437#] Ny kalo dia feo mitaraina amboarina sy angolaina fatratra amin' izay hahamanga azy mba hahahontsa ny mpihaino.
Proverbs  15  Proverbs containing the word amboarina

Anagrams  16  amboarina, amboriana, anambario, anamboary, arambonay, ramboanay

Updated on 2025/08/10