|
|
|
|

Teny iditra1  amboary
Fototeny  2 voatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana amboarina [Fitanisana]
Ohatra  4  amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony [1.1]
5  amboary ny sakafon' ny vahiny [1.1]

Fivaditsoratra  6 ambirao, 7 ambiroa, amboary, 8 aramboy, 9 aribamo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10