|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ambohidrabiby |
| Singan-teny | 2 vohitra, 3 biby, 4 vohitra, 5 biby |
| Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga,
8 eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. 9 Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, 10 ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy 11 mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [1.10] |
| Voambolana | 12 Haitoetany: tanàna |
| Mpanahaka | 13 nytendrombohitraroambinifolo |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|