|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Ambohimasina
Singan-teny  2 vohitra, 3 masina
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6  Ambohimasina
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  8  Eo akaikin' ny Sekolim-Paritany no misy ny trano fiangonana protestantr' ambohimasina. [2.472#243]
Voambolana  9  Haitoetany: tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08