|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 masina |
| Fototeny | 2 hasina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina
5 Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina 6 Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana, [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 holy
[1.2, 1.7] 8 consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish [1.2] 9 sacred; possessing "mana" or supernatural power [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 saint
[1.8, 1.196] 11 sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle [1.8] 12 efficace, sacré [1.196] |
| Ohatra |
13 Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina.
[2.470]
14 masina, ry Nosim-Baliha!... [2.471] 15 Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana; [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 29 masy |
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 51 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 32 masìna |
| Fototeny | 33 hasina |
| Sokajin-teny | 34 filaza mandidin' ny mpamaritra masina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 35 masina |
| Sokajin-teny | 36 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
37 marikivy
[Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 38 makirana [Sihanaka, Tanala] [1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 42 zana-dranomasina |
| Fivaditsoratra | 43 mañasy, manasy, 44 manisà, manisa, masìna, masina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|