|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ambonimandry |
| Singan-teny | 2 ambony, 3 mandry |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 vovonana
[Bara]
[1.78] 6 lafidrihina, hazo lava mipetraka ambony mba hitazona ny tafo-trano [Betsimisaraka] [1.78] 7 rafitra matanjaka manaraka ny vovonana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 The ridge of a house
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 panne faîtière
[1.13] |
| Teny iditra (2/3) | 10 ambonimandry |
| Singan-teny | 11 ambony, 12 mandry |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 [mandry, lying down.] The side of a person lying down which does not touch the bed
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 15 ambonimandry |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 taolandoha
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Voambolana | 18 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|