|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 ambony |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany
4 Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Above, over, higher in rank. The opposite to ambany
[1.2] 6 above, up 7 ambònin'ny ... : above ... [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 en haut, au-dessus
9 ambònin' ny ... : au-dessus de ... [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tohi-kevitra | 18 ambany |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 46 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 20 ambony |
| Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka
23 Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy 24 Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony. 25 Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 28 ambony |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 atsinanana
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31 The east
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 32 Toerana |
| Teny iditra (4/4) | 33 ambony |
| Sokajin-teny | 34 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 indray
[Taisaka]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 36 ambola |
| Fivaditsoratra | 37 ambino, ambony, 38 anomby, 39 imbona, 40 manibo, 41 mañoby, 42 mboany, 43 miboña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|