Entry | 1 ambonimbary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anana tsy mitango apetraka eny ambonin' ny vary ao am-bilany, ilay efa madiva ho ritra iny ny vary, ka ny etona fotsiny no manamasaka azy eo |
Vocabulary |
4 Botany: grass |
Elementary words | 5 ambony, vary |
Updated on 2024/12/25 |
![]() |