|
|
|
|

Entry1  fahamboniana
Part of speech  2  noun
Root  3  ambony
Explanations in English  4  [1.7] greatness, superiority
Explanations in French  5  [1.8] grandeur, supériorité
Examples  6  [2.588#] anarana nitondra fiderana sy voninahitra ary milaza tombon-toetra sy fahamboniana kosa.
7  [1.369#] Ny fahoriana akory tsy hoe ambany ianao satria tsy manana fahefana fa famotehana ilay fahamboniana tena maha olombelona anao.

Updated on 2025/07/29