|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Ambositra
Singan-teny  2 vositra
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4 Intérêt touristique : Site d' Andraimbe, à 7 km. à l’Est [1.11]
Ohatra  5  Ny vadiny koa dia mba tonga tao ambositra tao aoriana keliny. [2.324]
6  Teo amin' ny lemak' ivato atsimon' ambositra no nisy ny fifanazavana farany. [2.472]
7  voalohany tafika dia nankany ambositra aminy Betsileo [2.48]
Voambolana  8  Haitoetany: tanàna
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/2)10  Ambositra
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  12  Haitoetany: tanàna
Mpanahaka  13  nytendrombohitraroambinifolo

Fivaditsoratra  Ambositra, 14 matsabory, 15 oratsimba, 16 tamborisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08