|
|
|
|

Teny iditra1  ampahefa-paribolana
Singan-teny  2 ampahefatra, 3 faritra, 4 volana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 zara azo raha zaraina efatra mitovy ny fari-bolana iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 quadrant, quart de cercle [1.13]
Voambolana  8  Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11