|
|
|
|

Teny iditra1  ampandeferina
Fototeny  2 lefitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Ohatra  4  Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. [2.503]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10