|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 lefitra |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 support
5 supporté, action de supporter: 6 Tsy lefitro izany teny izany (Je ne puis supporter ces paroles) [1.3] |
| Ohatra |
7 Toa hoe tsy lefitra ny hadisoam-beny!
[2.576]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 13 lefitra |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Valona, foritra, lefiravina, ketrona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 pli, action de se courber, de ployer, de s'incliner
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 38 lefitra |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
40 Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha lefitra amin' ny Fikambananay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
41 the second in rank
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
42 lieutenant, second
[1.3] 43 le second rang, le vice, l'adjoint [1.8] |
| Ohatra |
44 Tsy eto koa ny lefitra voalohany.
[2.332]
45 Araka io didim-panjakana io ihany, dia ny Komitim-pokontany izay ahitana ny lehiben' ny kartie sy lefitra roa no misahana ny fitantanana. [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 47 lemaka lefitra |
| Ohabolana | 48 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 49 lefitra |
| Sokajin-teny | 50 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
51 (du malais : lipit, lipat . javanais : lempit : qui se courbe facilement mais ne se rompt pas). Nom des Indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae), dans la région de Tuléar.
[Mahafaly]
[1.196] |
| Voambolana | 52 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 54 filetra, lefitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|