|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampangaina |
| Fototeny | 2 ampanga |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tondroina ho nanao ratsy, torina: Ampangainao ho nanao izany aho, nefa tsy teto akory aho tamin' io fotoana io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be accused of, to be charged with.
[1.2] 6 to be accused [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on accuse, qu'on dénonce
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ampangaina, 13 iampangana, 14 mpanagaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|