|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  ampanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fitoriana [Betsimisaraka] [1.78]
4 Fitoriana olona ho nanao ratsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 accusation in a court of justice or elsewhere; the accuser; the accusation.
6 See tory. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 accusation [Betsimisaraka] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  16  Lalàna
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)18  ampanga
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny anglisy  20 the Austrian dollar, so called from the fancied resemblance of its device to a fern [1.2]
Voambolana  21  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)23  ampanga
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny anglisy  25 a mode of plaiting women's hair on some great day of rejoicing, giving it the resemblance of fern leaves [1.2]
Voambolana  26  Fandram-bolo
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/5)28  ampanga
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 valala [Betsimisaraka] [1.78]
31 Anaram-balala, sopanga [Tanosy] [1.78]
Voambolana  32  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  33  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (5/5)34  ampanga
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36 karazam-javamaniry [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  37 ferns in general [mal. paku.] [1.2]
38 a fern [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  39 fougère [1.8, 1.13]
40 (du batak paku). Nom général des Fourgères. [1.196]
Voambolana  41  Haizavamaniry: ahitra
Mpanahaka  42  ohotro
Kamban-teny rehetra  43  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  44  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ampanga, 45 pamanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17