| Entry | 1 ampanonona |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 tonona |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazan' ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny fohy no anaovana azy: Inona dry izany: Tanora banga, antitra vao boribory? (volana) |
| Vocabulary |
5 Literature: (in general) |
| Other spellings | 6 fampanonona |
| Analogs | 7 ankamantatra, ankifidy |
| Anagrams | 8 ampanonona, nanompanao, nanompoana |
| Updated on 2025/07/29 |
|