|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Ampanotokana
Singan-teny  2 fano, 3 tokana
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6  Ampanotokana
Singan-teny  7 fano, 8 tokana
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  10  Nony hariva ny andro, eto ambonin' Andohanimasina, atsinanan' Ampanotokana, no nivondrona indray ny miaramila an-tongotra gasy. [2.472#143]
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08