|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  fano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Votrovotro madinika mitranga amin' ny hoditra vokatry ny hafanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 éruption cutanée produite par la chaleur [1.3#149]
Voambolana  5  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/6)7  fano
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 soka-dranomasina [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Tanosy] [1.78]
10 Soka-dranomasina [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 the sea turtle [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 grande tortue de mer [1.54]
13 tortue de mer [1.8, 1.13]
Voambolana  14  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Mpanahaka  15  kapiky, 16  sokabe, 17  sokatra
Kamban-teny rehetra  18 fanolahy

Teny iditra (3/6)19  fano
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Bibikely sahala amin' ny voanosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 a kind of beetle [1.2]
Voambolana  23  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/6)24  fano
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny anglisy  26 a fish [Provincial] [1.2]
Voambolana  27  Haibiby: trondro
Kamban-teny rehetra  28 vorompano

Teny iditra (5/6)29  fano
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Anaran-kazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  32 an acacia-like tree, the wood of which is used in making musical instruments.
33 The seeds were often used formerly in working the sikidy, as indeed is still the case among the Sakalava.
34 In the days of bullfighting the root of the shrub was taken, pounded, put in water, and given to the bulls that were to fight, with the idea that it made them fierce.
35 An infusion of the leaves is now used in cases of colic. Piptadenia chrysostachys, Bth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  36 nom d'une espèce d'arbre ; ses graines qui servent à la divination par le sikidy ; la divination elle-même. (volatsàra). [Tankarana] [1.19]
37 Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae).
38 Bon bois employé en lutherie (instruments de musique).
39 C'était un des arbres sacrés, souvent planté dans les résidences seigneuriales.
40 Graines employées pour tirer le sikidy (divination).
41 Racines réputées stimulantes ; leur décoction était administrée aux taureaux de combat.
42 Écrasées, elles constituaient un emplâtre qu'on appliquait sur les abcès.
43 Feuilles en infusion dans les coliques.
44 Elles entraient aussi dans la composition de l'odi-boiboika (remède contre les tumeurs scrofuleuses). [Merina, Sihanaka, Tsimihety, Sakalava] [1.196]
45 Arbre à écorces riches en saponine « arbre à savon : "il mousse comme le savon et décrasse bien" (Hugon 1818).
46 Graines utilisées pour tirer le sikily (Samat). [Mahafaly, Tanosy] [1.196]
Voambolana  47  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody 48  Finoana
Tsipelina hafa  49 fany
Kamban-teny rehetra  50  Fikambanana 4 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  52  Soratra misy io teny io

Teny iditra (6/6)53  fano
Sokajin-teny  54  anarana
Fanazavàna teny frantsay  55 Plante voisine du fandrilavenona d'Imerina, et encore appelée miakana. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  56  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  fano, 57 fona, 58 Nofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17