Entry | 1 amparimbona |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 farimbona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiarahan' olona maro manao asa na raharaha iray: Nanao amparimbona izahay rehetra tao antrano vao vita ilay asa |
Explanations in English |
5 [1.2] (am-parimbona) see rimbona. Used only in phrases such as manao am-parimbona. To make an opposition of two or more against one. See ady am-parimbona. |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word amparimbona |
Anagrams | 7 amparimbona, mampaƱoriba |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |