|
|
|
|

Teny iditra1  ampiadiana
Fototeny  2 ady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4  aty no itoerany ary raha kiry no ampiadiana; [2.587#]
5  Aza maniry ombalahy ampiadiana, fa manana an' i Menalefona. [2.346#23]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02