|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampianaro
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampianarina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#37]
Ohatra  4  ampianaro hiborosy ny nifiny ny ankizy; [2.424#]
5  ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara [2.649#18]
6  Koa ampianaro fietrena ny ankohonanao, mietry vao misondrotra [2.285#321]

Teny iditra (2/2)7  ampianaro
Fototeny  8 anatra
Sokajin-teny  9  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampianarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#37]

Fivaditsoratra  ampianaro, 10 anampairo, 11 manapoira

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12