|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny
4 Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao 5 Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 advice, admonition
[1.2, 1.7] 7 counsel, instruction, correction, reproof, rebuke [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 conseil, admonition
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | anatra, 32 antara, 33 aranta, 34 atrana, 35 rataña, 36 tarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|