Entry | 1 ampiarahina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 araka |
Morphology |
|
Explanations in French |
8 [1.3] qu'on met ensemble, qu'on fait aller ensemble |
Examples |
9 [2.356] manomana ny tanora ho amin' ny fiainana ka ampiarahina ny fianarana taratasy sy ny fianarana asa tanana. 10 [2.472] Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. |
Anagrams | 11 ampiarahany, ampiarahina, ampiharanay, hampairanay, hiamparanay |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |