| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/4) | 1 araka | 
| Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 according to, following [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 selon, suivant [1.3, 1.8] 6 d'après, en proportion [1.3]  | 
| Ohatra | 
7 araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion)
[1.3] 
 8 araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire) [1.3] 9 araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail) [1.3]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 157 amin' io teny io | 
| Teny iditra (2/4) | 13 araka | 
| Sokajin-teny | 14 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
15 milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
16 action de suivre, d’accompagner action de réclamer, d'imiter [1.3, 1.5] 17 action de revendiquer action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter [1.3]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 40Fikambanana 6 amin' io teny io | 
| Teny iditra (3/4) | 41 araka | 
| Sokajin-teny | 42 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
43 reraka, sasatra [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| Teny iditra (4/4) | 44 araka | 
| Sokajin-teny | 45 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
46 karazan-toaka mahery [1.10] | 
| Fivaditsoratra | 47 Akara, 48 araka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |