|
|
|
|

Teny iditra1  ampidinina
Fototeny  2 idina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4 descendre, raccourcir [1.13]
Ohatra  5  ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59]
6  Hay, hono, tsy mba mandoa fadin-tseranana izay rehetra ampidinina ao. [2.471]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  ahena, 12  ajetsy, 13  ajotso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12