|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  idina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Filatsahan' ny rano ao anaty zavatra ambany toerana:
4 Ataovy tsara idina ny menaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 ilina is used in the provinces [1.2]
6 a pouring out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de verser, de couler [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)26  idina
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 Nom des jeunes plantes et notamment des jeunes plantes de riz, encore appelées : idim-bare : plants de riz semé d'abord en pépinière et qu'on repique ensuite, brin à brin, dans la rizière.
29 Équivalent de ketsa en Imerina. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  31 adiny, 32 diany, idina, 33 inday, 34 India

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17