Entry | 1 ampinga |
Part of speech | 2 noun |
All compound words | 3 12 words containing ampinga |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona. 5 [1.13] fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy |
Explanations in English |
6 [1.2] a shield, a buckler. 7 [1.7] a shield |
Explanations in French |
8 [1.8] bouclier 9 [1.13] rondelle |
Examples |
10 [2.587#] fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro. 11 [2.59#] koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ampinga |
Article |
13 Randzavola: ampinga ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 14 ampinga, mapinga, mpangia, mpigana, paminga |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |