|
|
|
|

Entry1  ampoizina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  fo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao
Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao?
Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy
Explanations in English  11  [1.2] to be expected, anticipated, looked for.
Examples  12  [2.4#] Am-poizina aza he, izany izy, ka mainka fa tsy ampoizina!
13  [2.588#] Hita amin'ny toe-javatra niseho fa ny ady sisa ampoizina.
Proverbs  14  Proverbs containing the word ampoizina

Updated on 2025/08/10