|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampombo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny fonon' ny fotsimbary na ny hoditry ny vary akotry
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 husk, bran. See afoka.
[1.2] 5 the bran or inner coating of rice removed in cleaning [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 son
[1.8, 1.13] 7 Menues parties, déchets des grains que l'on a pilonnés au mortier : 8 ampombom-bary = son de riz, 9 ampombo mahery = le gros son, 10 ampombo malemy = le son le plus fin, 11 ampombon-katsaka= son de maïs. Constituent le plus souvent la base de l'alimentation des animaux domestiques. [1.196] |
| Ohatra |
12 navela ny otrikafon' ampombo fa efa misy afokasoka;
[2.285#298]
13 Aiza no misy ny toerana ikororohan-dRamatoa ny ampombo? [2.314#11] 14 Nofenoina ampombo sy tainomby ny hady ary nampirehetina. [2.508#342] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry: ahitra |
| Mpanahaka | 16 lila, 17 monga |
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|