|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  monga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tapa-tandroka, maty zoro, mondro [1.1]
4 Enti-milaza irony tandrok' omby sampona ka zara raha misy ny ilany [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 having lost a part of a limb, etc. [1.2#442]
Fanazavàna teny frantsay  6 écorné, coupé [1.3#444]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsanganana sy sary iray takila  14  Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Teny iditra (2/2)15  monga
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 son [1.13]
18 Partie la plus fine du son de riz ;
19 appelée ampombo malemy en Imerina. D'après Dubois. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Mpanahaka  21  ampombo, 22  lila

Fivaditsoratra  23 mango, mango~, monga, 24 ngoma

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27