|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampondo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kimbalombalon-tandroka, izany hoe ilay tapany taolana ao anatin' ny tandroka
[Sakalava]
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a horn
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 cornes. (tandroka).
[Tankarana]
[1.19] 6 corne [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Voambolana | 7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tsipelina hafa | 8 ampando |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|