|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tandroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a horn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 corne [1.8, 1.13]
6 Cornes des animaux
7 Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae
8 En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet. [1.196]
Ohatra  9  Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  23  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 26 amin' io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  26  Bikan' ny tandrok' omby
Lahatsoratra  27 Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)28  tandroka
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena [1.1]
Ohatra  31  Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka. [2.48]

Fivaditsoratra  tandroka, 32 tondraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09