|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampondra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra [Betsileo] [1.78]
4 Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a mule. [Swa. punda, an ass.] [1.2]
6 a donkey [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 ane [1.54]
8 âne, bourrique [1.8]
9 âne [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  10  Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady. [2.117#120]
11  Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293#]
12  Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy. [2.857#]
13  nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona. [2.285#]
Voambolana  14  Haibiby: mampinono
Kamban-teny rehetra  15 ampondra dia
Lahatsoratra  16 Randzavola: ampondra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)17  ampondra
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 vilia [Tanosy] [1.78]
Kamban-teny rehetra  20 maroampondra

Fivaditsoratra  21 ampandro, ampondra, 22 mpandaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09