|
|
|
|

Teny iditra1  anakandriamaso
Singan-teny  2 anaka, 3 andriana, 4 maso
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 faritra boribory sy mainty ao amin'ny atimaso [Betsimisaraka] [1.78]
7 Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 [maso, the eye.] The pupil of the eye. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 la pupille de l'oeil [1.3#35]
Ohatra  10  ary hotandremanay toy ny anakandriamaso [2.588#]
11  ary tehiriziny hoatra ny anakandriamaso ny soa ataon' ny olona [2.996#]
12  Jereo ihany koa ny fihetsiky ny maso, ny haben'ny anakandriamaso [2.424#]
Voambolana  13  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11