|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 an-driana |
| Singan-teny | 2 any, 3 riana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 6 andriana |
| Fototeny | 7 andry |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto?
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court)
[1.3#41] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 17 andriana |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka
[1.1] 20 saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy 21 fihariana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.]
[1.2] 23 a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 noble
[1.3, 1.8, 1.13] 25 seigneur [1.3, 1.13] 26 souverain [1.3] 27 roi, reine, royauté; la noblesse [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 43 Pôlitika |
| Kamban-teny rehetra | 44 Fikambanana 91 amin' io teny io |
| Ohabolana | 45 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 46 Randzavola: andriana ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 47 añandray, 48 Andraina, andraina, an-driana, andriana, 49 iandrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|