|
|
|
|

Teny iditra1  anakavy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anabavy [Tambahoaka, Taisaka, Betsimisaraka, Bezanozano] [1.78]
4 anabavy, rahavavy [Taimoro, Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 a man's sister [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 [racine de mianakavy et fianakaviana] [1.5#61]
7 soeur [Tankarana] [1.19]
8 soeur ou cousine [Betsimisaraka] [1.78]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  12  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  13 akavina, anakavy, 14 ankavia, Ankavia, 15 avanika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26