|
|
|
|

Teny iditra1  mpianakavy
Fototeny  2 anakavy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitambaran' ny ray, ny reny ary ny zanaka ao amin' ny ankohonana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a family. [1.2, 1.7]
6 cf. fianakaviana [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 ceux qui composent la famille [1.54]
8 famille, parenté [1.8]
Kamban-teny rehetra  9 mpianakavibe
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09