|
|
|
|

Teny iditra1  anamadinika
Singan-teny  2 anana, 3 madinika
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa, anantarika, anantsinahy... (Ireo anana tena famboly: anamamy, anantsonga... dia tsy mba natao ho anisany) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de anana = herbe comestible, et madinika = ténu, très petit). Nom collectif de plusieurs petites herbes spontanées, rudérales, qu'on fait cuire pour assaisonner le riz : voir anampatsa, anantarika et anatsinahy. [Merina] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry: anana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12