|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 madinika |
| Fototeny | 2 dinika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 kely
[Tanosy]
[1.78] 5 (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 petit, menu, mince, fin
[1.3] |
| Ohatra |
8 Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika.
[2.499#]
9 Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy! [2.69#] 10 Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika; [2.113#] 11 Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja. [2.366#] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 13 majinika |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 60 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 dinamika, madinika, 17 manakidy, mañakidy, 18 midañaky, 19 midanika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|