|
|
|
|

Teny iditra1  anandriana
Singan-teny  2 anana, 3 riana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 [riana, swift water.] An herb. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de anana = herbe potagère, et riana = cascades, chutes d'eau). Thelethylax minutiflora (Tul.) C. Cusset (Podostemaceae).
7 Curieuse petite plante présentant une sorte de thalle charnu adhérent aux pierres des cascades et que les Malgaches apprécient beaucoup comme légume. [Merina, Sihanaka, Bezanozano] [1.196]
Ohatra  8  Fa izay tena nahatalanjona ahy dia ny nahitako olona sahisahy nitetitety sola-bato haka anandriana. [2.643]
Voambolana  9  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17