|
|
|
|

Entry1  riana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany.
Explanations in English  4  [1.7] rapids, a waterfall
Explanations in French  5  [1.8] rapide, cascade
Examples  6  [2.245] Ndeha hitsinjo riana eo izy.
7  [2.69] Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana.
8  [2.529] Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana.
Vocabulary  9  Geography: (in general)
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  41  Proverbs containing the word riana
Illustrations 
42  43  44 
45  46  47 
48  49  50 

Anagrams  51  anari, añary, anira, arain, arani, arany, arian, arina, iràna, irana, narai, naray, naria, niara, raina, ranay, riana

Updated on 2025/05/08