|
|
|
|

Entry (1/2)1  anarana
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
All compound words  4  23 words containing anarana
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ
(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy)
6  [1.13] iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana
Explanations in English  7  [1.2, 1.7] name
8  [1.2] appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank)
Explanations in French  9  [1.8, 1.13] nom
10  [1.13] dénomination
Vocabulary  11  Linguistics
Proverbs  12  Proverbs containing the word anarana

Entry (2/2)13  Anarana
Part of speech  14  name (book title) [Full list]
Elementary words  15  anarana
Author  16  Rapatsalahy Paul
Publishings  17  Edisiona Takariva. 1981. Height: 16cm. Width: 11.5cm. Pages: 20.

Anagrams  18  ananara, Anarana, anarana, aranana

Updated on 2025/08/10