|
|
|
|

Teny iditra1  andairana
Fototeny  2 laitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
4 to be penetrated; to be impressed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 qui est pénétré; qui est impressionné [1.8]
Ohatra  6  Kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra. [2.356#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12