|
|
|
|

Teny iditra1  laitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
4 Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela
5 Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
6 Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2]
8 can be done; penetrated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qui peut se faire; pénétré [1.8]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  21  aritra, 22  lefitra, 23  tanty, 24  toha, 25  zaka
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09