Entry | 1 andakira |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka, tsy hita avanavana [1.10] 4 [an-dakira] any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka [1.1] |
Explanations in English |
5 something very far away [1.2] |
Explanations in French |
6 très loin [1.5] |
All compound words | 7 lasa any an-dakira |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |